Entrée (1/3) | 1 fananana |
Radical | 2 anana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [1.1] 5 harena noharin'ny tena na nolovaina [1.13] |
Explications en anglais |
6 Possessions, property [1.2, 1.7] |
Explications en français |
7 ce qu'on possède, propriété [1.8] 8 patrimoine, biens [1.13] |
Exemples |
9 Kanety telo no mba fananana.
[1.232#]
10 Tsy fananana va ny zanany maro? [2.270#] 11 Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana! [2.69#] |
Tous les mots composés | 12 12 combinaisons de fananana |
Article | 13 Randzavola: fananana ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/3) | 14 fananana |
Radical | 15 hana |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 Fakana na fisamboram-bola misy zanany [1.1] |
Entrée (3/3) | 18 fanañaña |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 hadisoam-panantenana [Taisaka]
[1.78] |
Anagrammes | 21 fananana, fanañaña |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |