|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanamiana
Fototeny  2 amy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy.
5 Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina. [1.1]
6 fitafiana. [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 a uniform. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 l'uniforme. [1.8]
Ohatra  9  I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy. [2.470]
10  Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina. [2.996]
Kamban-teny rehetra  11 akanjo fanamiana

Teny iditra (2/2)12  fanamiana
Fototeny  13 tamy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 l'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause. [1.3]

Fivaditsoratra  16 famaniana, 17 fanamaina, 18 fanamiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09