|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanamelohana
Fototeny  2 meloka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 la courbure. [1.3#233]

Teny iditra (2/2)5  fanamelohana
Fototeny  6 meloka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Filazana ho meloka araka ny didim-pitsarana; fanasaziana, sazy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 la culpabilité. [1.3#233]
Ohatra  10  Ny fanamelohana an- tranomaizina mpanao gazety? [4.27#]
11  izay manohitra ny asany dia hahazo fanamelohana; [2.588#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12