Entrée (1/2) | 1 fanalana |
Radical | 2 ala |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1] |
Explications en anglais |
5 [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2] 6 the act of removing [1.7] |
Explications en français |
7 action de prendre, d'ôter [1.8] |
Exemples |
8 Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra.
[2.245#]
|
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 18 fanala |
Entrée (2/2) | 19 fanalana |
Radical | 20 ala |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1] |
Explications en français |
23 soustraction [1.13] |
Vocabulaire | 24 Mathématiques: arithmétique |
Synonymes | 25 fangalana |
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot fanalana |
Anagrammes | 27 falanana, 28 fanalana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |