Entrée fanakorontanana (korontana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana [1.1]
Explications en français La perturbation [1.3, 1.13]
 La révolution [1.3]
Exemples 
1samy niharan' ny fanakorontanana koa manko. [2.245]
2Ekena mialoha anefa fa tsy fanakorontanana ny filaminam-bahoaka araka izay voalazan' ilay didim-pitondrana izany. [4.27]

Mis à jour le 2023/01/06