|
|
|
|

Entrée1  fanakalozana
Radical  2  takalo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanoloana: Nisy fanakalozana sambobelona tamin' ny tafika roa tonta
Fanoloana ho vola madinika: Tsy mbola mahay fanakalozam-bola io zaza io ka aza atao ao am-pivarotana [1.1]
Explications en anglais  5  barter, exchange [1.7]
Explications en français  6  troc, échange [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12