Entrée (1/2) | 1 fanaja |
Radical | 2 haja |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Fomba entina manaja, manome voninahitra Azo hajaina, tokony hohajaina: Fanaja ny volo fotsy, rankizy [1.1] |
Explications en français |
5 Qu’on doit honorer, honorable, la manière d’honorer [1.3#207] |
Exemples |
6 Raha mba fanaja ihany ny zanakay fa olona, efa manana ny fomba niraisana ela isika raha hanala dika fahadisoana vita, dia io Fafy nangatahina teo io.
[2.245#]
7 Na inona na inona aloha zavatra mikasika ny fiainana, ny isam-pirenena na isam-paritany samy manana ny fomba amam-panaony, izay fanaja raha mbola mihevi-tena ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay anaovana. [2.472#] |
Entrée (2/2) | 8 fañaja |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 rakitra, fananana [Tanosy]
[1.78] |
Anagrammes | 11 faanja, 12 fanaja, fañaja |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |