Entrée fanadino (hadino)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina manadino: Atao ahoana no fanadino ny andro nahasambatra taloha ? [1.1]
Explications en français Ce qu’on peut oublier, la manière d’oublier [1.3]
Exemples 
1Tsy fanadino ny lasa, saingy tsara lavitra ny mibanjina amim-pahasahiana ny hoavy mba hananana ny tsara amin'ny lafiny rehetra. [1.537]
2Hataoko ahoana no ho fanadino ny rano nahaterahako, ny sakaiza niarahako niriaria, ary indrindra fa izay faniriana niarahantsika nanana teto? [1.251]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/21