Entrée | 1 fampiasa |
Radical | 2 asa |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en français |
4 Fabrication, manière de faire travailler, mode d'emploi, utilisation [Vezo]
[1.68] |
Exemples |
5 Toy izao no fampiasa azy.
[2.117]
6 Fantatrareo va ny fampiasa ny tehina? [2.270] 7 Ny anaran-javatra tsy fantatro intsony ary ny fampiasa azy hadinoko koa. [2.285] |
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |