|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  family
Fototeny  2 vily
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamily
5 Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany
6 Azo avily [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 ce qu'on peut détourner, manière de détourner [1.3]
Ohatra  8  Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo! [2.270#]

Teny iditra (2/2)9  family    
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11 fianakaviana, tarakaka
12 karazana [1.17]
Ohatra  13  Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation. [2.424#]
Haiendriteny 
14  Tsotra :

Fivaditsoratra  family, 15 filima, 16 mifaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07