|
|
|
|

Teny iditra1  fianakaviana
Fototeny  2 anakavy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the relationship of the various members of a family.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 famille. [1.54, 1.5]
7 la parentèle. [1.5]
Ohatra  8  Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana. [2.499]
9  Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany. [2.472]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Voambolana  12  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io
Lahatsoratra  14 Randzavola: fianakaviana ao amin' ny Baiboly (=> ankohonana)

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09