|
|
|
|

Teny iditra1  fambonoka
Fototeny  2 bonoka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mambonoka, mandrakotra lamba mba hanafanana.
5 Azo bonohina, azo rakofana mba hafana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu’on peut recouvrir, manière de couvrir. [1.3#87]
Tsipelina hafa  7 fanabonoka

Fivaditsoratra  8 fambonoka, 9 fanomboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02