|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bonoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fifonosana amin' ny fitafiana mafana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a covering, as a cloth or blanket. See bongo
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 25 bonoka |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 nom d'une espèce d'oiseau, comme le papango, vautour.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 28 Haibiby: vorona |
| Fivaditsoratra | 29 bokona, bonoka, 30 kobano, 31 kobona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|