Entrée |
famakiana
(vaky)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fampitresahana Fandalovana eo afovoany Fampisehoana ho fantatry ny be sy ny maso Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahaz nana ny hevitra ao anatiny: Nandrasana mafy ny famakiana ny taratasin' i dada [1.1]
|
Explications en français | L'action de fendre, de casser, de rompre, de lire, l'instrument, le motif [1.3]
|
| Fendage [1.13]
|
Exemples |
1 | Avy any an-kavanana miankavia no famakiana azy.
[2.117]
|
2 | ary ny tanana an-kavanana atao ambon'ny Baiboly, ary nony vita ny famakiana ilay teny enindoha;
[2.59]
|
3 | Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity.
[2.576]
|
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
|
Entrée |
famakiana
(vaky)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazam-panafody atao fampivalanana [1.1]
|
Vocabulaire |
|