Entrée fahefatra (efatra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza izay mitana ny laharana aorian' ny fahatelo: Ny avrily no volana fahefatra amin' ny taona [1.1]
Explications en anglais The fourth [1.2]
Explications en français Quatrième [1.3]
Exemples 
1Sarimpolanelina fahefatra sy irain-jehy, novidina ariary. [2.59]
2Ny andro fahefatra vao nijaingijaingy nankeny an-tseranana aho. [2.471]
3Teo amin' ny herinandro fahefatra izahay dia somary nitombo hery kely. [2.643]
4Ary ny olona izay efa nody avy tamin' ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany [2.996]
Mots composés 
Hyponymes Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra
Autres orthographes 

Entrée fahefatra (efatra)
Partie du discours nom
Explications en anglais Four fathoms [1.2]
Explications en français Quatre brasses [1.3]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/02/25