| Entrée | 1 fahavelony |
| Mots élémentaires | 2 faha~, 3 velona |
| Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] |
| Explications en anglais |
5 at the time when one was living: Fahavelon-dRadama (During Radama's life) [1.2#146] 6 during the lifetime of such a one [1.7] |
| Explications en français |
7 du vivant de... [1.3#136] 8 durant la vie de ..., au temps de [1.8] |
| Exemples |
9 tsy tadidiko fa fahavelon' i Neny izany
[2.5#137]
10 Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#] 11 Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470#78] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 fony fahavelony |
| Anagrammes | 15 fahavelony, 16 fehy volana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|