|
|
|
|

Entrée1  fahasalamàna
Partie du discours  2  nom
Radical  3  salama
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena
Explications en anglais  11  [1.7] the state of one's health; good health
Explications en français  12  [1.3, 1.8] santé
13  [1.3] paix, bonheur
Exemples  14  [2.472] Manao ahoana ny fahasalamana?
15  [2.245] fahasalamana tsy haha ory azy.
16  [2.285] ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana;
17  [2.117] Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy.
Vocabulaire  18  Santé
Synonymes  19  hasalamàna

Mis à jour le 2025/08/10