Entrée faharerahana (reraka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français épuisement, découragement, pauvreté [1.3]
Exemples 
1Asa, Reniny, na noho ny asa, na noho ny faharerahana efa hoavy. [2.470]
2Tao anatin'ny andro vitsivitsy dia toy ny sery sy faharerahana ihany ny aretina, nefa nony tapitra ny andro herinandro dia nandroso nihamafy. [2.324]

Mis à jour le 2023/01/20