| Entrée | 1 fahafainganana |
| Radical | 2 faingana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1] |
| Tous les mots composés | 5 hetsika tokambika ny fahafainganany |
| Synonymes | 6 hafaingana, hafainganana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|