| Entrée | 1 hafainganana |
| Radical | 2 faingana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1] |
| Explications en anglais |
5 rapidity, speed [1.7] |
| Explications en français |
6 rapidité, vitesse [1.8] |
| Exemples |
7 Na lala-mahitsy, na miolaka, na fiakarana, na fidinana, mila hitovy hatrany foana ny hafainganana.
[2.4#]
|
| Synonymes | 8 fahafainganana, hafaingana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|