|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fadina |
| Fototeny | 2 fady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo: Fadio ny trondro fa tsy mahasalama anao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be abstained from, to be refrained from.
[1.2] 6 to be tabooed, to be avoided [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 dont on s'abstient
[1.3#134, 1.8] 8 dont on ne mange pas, qu'on ne fait pas [1.3#134] |
| Ohatra |
9 fadina ny mandeha anaty arabe.
[2.117#]
10 Ny olona ho ela amin'ny tany ary ny tany ho ela amin'ny olona, ny tsena eo Amboanana tsy ho azontsika fadina. [2.588#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 volam-padina |
| Fivaditsoratra | 16 andafy, fadina, 17 fanady, 18 fanday, 19 fandia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|