|
|
|
|

Teny iditra1  fadiny
Sokajin-teny  2  anarana fady sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3 Izay rehetra ao anatin' ny biby vonoina, toy ny omby, kisoa..., ivelan' ny hena sy ny taolana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [ny, suffix pronoun.] Entrails, bowels, viscera. [1.2]
Ohatra  5  Ny tongony sy ny fadiny omeo ny bozaka aman' ahitra. [2.293#]
6  Izay andro tiany hofadina no fadiny, fa izaho tsy manao lalàna aminy. [2.649#]

Fivaditsoratra  fadiny, 7 fanidy, 8 fidina, 9 finday

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12