|
|
|
|

Teny iditra1  evanjelista
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. évangéliste] Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio, Marka, Lioka ary Joany. [1.1#190]
Fanazavàna teny frantsay  4 évangéliste. [1.3#133]
Ohatra  5  Andriamiraho, Evanjelista kosa no nitarika ny resaka; [2.649#]
6  Tonga tany Ambohibary Ray ny mpivavaka notarihin' ny evanjelista. [2.270#]
7  Johnson mianakavy ary Ingahy Rajaobelina Evanjelista, mbamin'izay rehetra míandany aminy. [2.588#]
Voambolana  8  Fivavahana
Mpanahaka  9  evanjelisitra, 10  evanjelistra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12