|
|
|
|

Teny iditra1  evanjelisitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpitandrina nirahin' ny fiangonana hitory ny filazantsara. [1.1#190]
Fanazavàna teny frantsay  4 évangéliste (pasteur auxiliaire) (terme protestant). [1.5#102]
Ohatra  5  na vola aloa ho an'ny evanjelisitra izay lasa nampianatra sy mitory ny tenin'Andtra any avaratra; [2.59#]
6  Tamin' ny Fjangonan-kariva, izy roa laby evanjelisitra no nandahatra aloha, dia nikatroka indray Mr. Richardson. [2.649#]
7  Milaza ny zavatra tsy fantatra sy ny tontolon'ny tsy hita, izany hoe ny zava-masina mantsy, ireny venjy na evanjelisitra ireny; [2.606#]
Voambolana  8  Fivavahana
Mpanahaka  9  evanjelista, 10  evanjelistra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12