|
|
|
|

Teny iditra1  endakendaka
Fototeny  2 endaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif fréquentatif]. [1.3#125]
Ohatra  5  ary mijinja vary manify, ka endakendaka no isarahana. [2.588#]
6  Ka noho izao endakendaka sy an-keriny nifanaovana izao, dia ity tetik' ady ity no narahiny. [2.587#]
Haiendriteny 
7  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12