|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  endaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fialana sarona na fono. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Action d'enlever l'écorce d'un arbre, d'écorcer. C'est un caractère dont les bûcherons malgaches tiennent le plus grand compte pour la reconnaissance des diverses essences. [1.196]
Ohatra  5  Tsinontsinoko velively ilay zazalahy kely endaka, inona ny antony niarovako azy? [1.369#]
6  kanjo tsy izany fa olona kely endaka sy manify dia manify, ka tsy mifanentana amin'ny haben'ny lohany velively ny hakelin'ny vatany. [2.588#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)26  endaka
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 Herbe très dure dont on fait des balais, des brosses.
29 Elle pousse sur les dykes granitiques et il faut l'arracher du rocher par plaques à la manière d'une écorce :
30 Xerophyta sp. (Velloziaceae). [Betsileo] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  33 akenda, 34 dekana, 35 denaka, endaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17