|
|
|
|

Teny iditra1  embohana
Fototeny  2 emboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana setrok' emboka: Embohana ny otely. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9 embohana sakay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09