|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 E    e    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3Tarehintsoratra fahefatra ary zanatsoratra na zanapeo faharoa amin'ny abidy malagasy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the fourth letter of the Malagasy Alphabet. It is pronounced as the English ay in bay. It always takes the accent in a root word. It undergoes no change in combination with prefixes. In many passive verbs from roots ending in y, the y is changed to e, as: vonjy, vonjena; tery, terena, etc. akeky, for akaiky; maneky for manaiky; fanekena, for fanaikena.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5La quatrième lettre et deuxième voyelle de l'alphabet malgache. Il se prononce comme é; il n'est jamais muet: Tefena prononcez Téféna.. [1.3]
Mpanahaka  6 abidy
Tsanganana sy sary iray takila  7 Ny abidia
Lahatsoratra  8Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/7)9 e
Sokajin-teny  10 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11Entina miantso, ka atao: Eo alohan'ny anaran'ny olona itenana: E! ry razana ato ambany rangolahy! Eo aorian'ny anaran'olona antsoina tsy dia hajaina loatra: Ketaka e!.
12Entina manamafy fa manaiky: Azonao ve izany? Azoko e! / Eny e! tsy azoko tsinontsinona ny toro-hevitrao!. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13Ô! eh! eh bien! vraiment!.
141. Précède les invocations: E Andriamanitra. Ô Dieu..
152. Ee. Non. Vitanao va ilay asa? -- Ee. Avez-vous fini le travail? -- Non..
163. E. Oui. Mandehàna ankehitriny izao, anaka. -- E. Partez maintenant, mon enfant. -- Je pars..
174. E! pour huer après une inconvenance. E! io ilay ratsy vintana! Oh! voilà le vilain!.
185. S'ajoute aux invocations, aux appels, aux interrogations, aux chants, aux salutations, et sert souvent à donner plus d'expression ou de force au terme pécédent, ou à la voix; Ketaka e. Eh! fillette. Eny e. Eh bien, oui; oui, vraiment.. [1.3]
19particules usitées dans les phrases interrogatives ou impératives. [Taisaka] [1.82]
20exclamation d'étonnement; interjection d'appel. [Taisaka] [1.82]
21Hé! Hein!.
221. Ohé! Sert à appeler (en s'adressant à un enfant). Ikoto e! Ohé! Koto! (cf. a, ô)..
232. Interjection de renforcement. Veloma tompoko. Amin'ny manaraka indray indray e! Au revoir Monsieur. À la prochaine! Ireto ve adala e! Eh! vous êtes fou!. [1.5]
241. Vocatif: eh, ô (employé dans un discours ou dans un chant pour renforcer la phrase ou lorsqu'on s'adresse à quelqu'un; employé dans les invocations). Misaotra, e zoke, "Je te remercie, ô aîné". Mba araninao e ny zaza, Rasirôva, "Mais berce donc l'enfant, Rasirôva".. [Tanala]
252. En fin de phrase, renforce le sens de la phrase. Aza kay i endriny e, "Mais où est donc passée sa mère"..
263. Sert à marquer la désapprobation, la déception, le dégoût: oh! ce n'est pas vrai!. [1.6]
Ohatra  27 Rasao velona é!Teteho hoatry ny voananana é! Tapatapaho avalanao rano é! Doroy ny afon’ anjavidy é! [2.587#107]
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/7)29 e
Sokajin-teny  30 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  31eny. [Taisaka, Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  32oui. [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (4/7)33 e
Sokajin-teny  34 mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  35ny: Indro e volanao. [Bara] [1.78]
Kamban-teny rehetra  36Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (5/7)37 e
Sokajin-teny  38 mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  39any: Mitoboky e Sale. [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  40pour eo, ici, devant les noms de lieux: Mandeha Emanambondro izy (il va à Manambondro). [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (6/7)41 e    
Sokajin-teny  42 mpampitohy [Fitanisana]

Teny iditra (7/7)43 e    
Sokajin-teny  44 anarana (eva)
Fanazavàna teny anglisy  45Euler number. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  46nombre d'Euler; constante de Néper. [3.1]
Voambolana  47 Matematika: alijebra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02