| Entrée | 1 doroana |
| Radical | 2 doro |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ampirehetina, tsoloana afo: Doroy ireto fako ireto [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be burned [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on brûle, qu'on incendie [1.8] |
| Exemples |
7 Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka.
[2.59#289]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 12 andoaro, 13 arodano, 14 arodona, 15 doroana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|