Entrée ditsoka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha
Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso
Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana) [1.1]
Explications en français Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
(ivrogne) ébloui par l'alcool
Terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3]
Dérivés 
Mots composés 
Autres orthographes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31