|
|
|
|

Teny iditra 1  ditsika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Misy zavatra ao anaty maso: Ditsika aho ka andraso kely aloha
4 Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsika ny masoko ka mitete ranomaso
5 Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 [Tankarana] poussière dans l'oeil. [1.19]
7 Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
8 (ivrogne) ébloui par l'alcool
9 terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  25 ditsoka
Tovy hevitra  26 dintsika
Fikambanana  27 manao amboa ditsika
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 ditsaky, ditsika, 30 katsidy, 31 tsidika

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07