|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  disaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Valaka, sasatra.
4 Leo na tofoka tanteraka.
5 Entina milaza koa ny mongomongo, ny potipotika na torotoro. [1.1]
6 sasatra. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 broken to pieces, smashed, bruised, dashed.
8 exhausted, as money.
9 tired, wearied. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  15 disadisaka, mokotra, sasatra, trotroka, valaka
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)18  disaka
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 (la racine disaka évoque l'idée de briser, de broyer, de réduire en poudre ou en menus morceaux ; allusion aux graines qui sont broyées pour en extraire la matière grasse). Symphonia lepidocarpa Baker (Clusiaceae). La matière grasse concrète, sorte de beurre végétal, obtenue de ces graines est très appréciée pour la préparation des onguents et crèmes de beauté.. [Taisaka] [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22 disaka, 23 sadika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09