|
|
|
|

Teny iditra1  disadisaka
Fototeny  2 disaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Valaka, sasatra.
5 Leo na tofoka tanteraka.
6 Entina milaza koa ny mongomongo, ny potipotika na torotoro. [1.1]
Tovy hevitra  7 disaka
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02