|
|
|
|

Teny iditra1  dimina
Fototeny  2 dimy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zaraina dimy: Nodimina ny lovanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be divided into five [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 à partager ou qu'on divise en cinq [1.3]
Ohatra  7  Ary ny vola rehetra nialany ireo, Dia ho dimina [2.59#126]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 diminambatry

Fivaditsoratra  13 andimy, 14 dimany, dimina, 15 madiñy, 16 mañidy, manidy, 17 midina, midìna, 18 minday

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21