|
|
|
|

Teny iditra1  didiko fe lehibe
Singan-teny  2 didy, 3 fe, 4 lehy, 5 be
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao
8 Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1]
Tovy hevitra  9 didy boraingina, didy boraingona, teniko fe lehibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11