|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 didy boraingona |
| Singan-teny | 2 didy, 3 boraingona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 didy atao jadona tsy azo valiana fa tsy maintsy arahina; didy atao jadona amin-kery
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 obstinacy, stubbornness
[1.2] 7 stubbornness [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[didy boraingina]
8 commandement arbitraire, despotique
[1.3] 9 entêtement [1.8] |
| Tsipelina hafa | 10 didy boraingina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|