| Entrée | 1 dia tsy manina |
| Mots élémentaires | 2 dia, 3 tsy, 4 manina |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 fandehan' ny olona tsy mananjavatra hovonjena fa milaika dia milaika [1.1] |
| Explications en anglais |
7 [tsy manina, not longing after] a slow and deliberate movement, yet not pleasure [1.2] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|