|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 dana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 marina, tsara
[Taimoro]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 an expression which conveys the idea of exactness, as: (folo dana, just ten) ; (maito dana ny ainy his life was cut off in a moment). Comp. daina
[Provincial]
[1.2] |
| Mpanahaka | 5 daina |
| Teny iditra (2/3) | 6 dana |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 nom d'une espèce de palmier.
[Tankarana]
[1.19] 9 (de l'adjectif dana : ouvert en éventail ; allusion à la forme des feuilles). Palmier proche du satramira mais à fruits beaucoup plus petits. Les feuilles sont employées en sparterie : sacs grossiers, nattes, « sobika », chapeaux, etc. Peut-être une simple forme écologique d'Hyphaene shatan Bojer ex Dammer (Arecaceae). [Tsimihety] [1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: hazo palma |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 12 Dana |
| Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 Dan
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Dan
[2.996] |
| Ohatra |
16 Ary nahoana dana no nitoetra tany an-tsambo?
[2.996]
|
| Voambolana | 17 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 18 Toko sy andininy momba Dana |
| Fivaditsoratra | 19 Adna, 20 anda, Dana, dana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|