Entrée sobika
Partie du discours nom
Explications en malgache Jereo sobiky [1.1]
Exemples 
1Nosokafan'ilay fetsy ny sobika. [2.442]
2Nisy Ramatoa iray nibata sobika misarona nidina. [2.4]
3Sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny. [2.470]
4Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy sobika aza no nitaomana azy. [2.472]

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/10/13