|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  bongo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitsimponana ny sisa tsy voaotin' ny mpioty kabaro [Sakalava] [1.1]

Teny iditra (2/7)4  bongo
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6 biens dépensés par le maître; testament, contrat changés par ceux qui en avaient le droit [1.3]

Teny iditra (3/7)7  bongo
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 Enti-milaza ny tarehy na ny maso toa mivonto mivindimbindina: Bongo endrika izy ~ Bongo maso ny zandrinao fa mahery mitomany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 swollen [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 boursouflé [1.3, 1.8]
12 gonflé [1.3]
Ohatra  13  Aferon-kena mangidy ela tsy nahita tava ka bongo maso [2.131]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  18  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/7)21  bongo
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 sombin-tany mivaingana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 a small mound [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 montagne, plateau [Tankarana] [1.19]
26 mamelon [1.3, 1.8]
Tsipelina hafa  27 bonga
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (5/7)29  bongo
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Anarana ilazana ireo fakofako sy zavatra malemilemy angonin' ny biby sasany mba hilafihany
32 Trano na lava-boalavo ipetrahany
33 Trano tsizarizary sady iva: Trano bongo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  34 a hut, a nest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  35 hutte, cabane [1.3, 1.8]
36 nid [1.3]
Ohatra  37  Hotely bongo teny Isotry no nisakafoako antoandro. [2.4]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny rehetra  39  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (6/7)40  bongo
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny malagasy  42 tapakazo, vatan-kazo tapaka [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  43 une touffe de plantes [1.3]
44 tuffe [1.8]
Voambolana  45  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  46 bongonomby

Teny iditra (7/7)47  bongo
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny malagasy  49 Anaran-kazo fakana loko mainty handokoana landy na kofehy, ary nampiasaina koa ho fanafody
50 Hazo madinika akana heza fampandairana loko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  51 a shrub used for dyeing silk black, or put in the water in which silk is washed in order to give it a firmer texture. it is also used as a remedy for syphilis. Dionychia bojeri, Naud. ; also a species of plectronia (?) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  52 arbuste dont on tire un mordant pour la teinture. Dionychia bojeri, Naud. [1.3]
53 Nom générique des arbres ou arbustes formant des touffes arrondies. Ce sont principalement, dans les divers dialectes.
54 Dionychia bojeri Naudin (Melastomaceae), Garcinia pauciflora Baker et Ochrocarpos orthocladus (Baker) H. Perrier (Clusiaceae). [Betsileo, Merina]
55 Ochrocarpos bongo R. Vig. & Humbert , Ochrocarpos perrieri R. Vig. & Humbert, Rheedia excelsa R. Vig. & Humbert (Clusiaceae), Danais latisepala Homolle, Danais lyallii Baker et Danais verticillata Baker (Rubiaceae). [Bezanozano]
56 Danais latisepala Homolle, Danais hispida Baker, Danais verticillata Baker (Rubiaceae). [Sihanaka]
57 Rheedia madagascariensis (Planch. & Triana) H. Perrier (Clusiaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  58  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  59 bongolahy
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09