|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 biby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona
[1.1] 4 teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 an animal
[1.2, 1.7] 6 an insect [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Nom générique des animaux
[1.3#80] 8 animal [1.8] 9 faune [1.13] 10 insecte [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
11 Do no anaran' io biby io atý
[2.69#]
12 Matory avokoa ny biby isan-toko. [1.234#] 13 Lasa ny fisainana mandinika ireto biby marobe atao fampisehoana. [2.356#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 19 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 54 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 22 biby |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 angatra
[Taimoro]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 something extraordinary
[1.2] |
| Voambolana | 26 Finoana |
| Teny iditra (3/5) | 27 biby |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 Fig. sensual. Beastly.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 qui ne craint rien, ne respecte rien, bestial
[1.3#80] |
| Teny iditra (4/5) | 32 biby |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
34 in some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Swa. Biby, my lady, my mistress.]
[Provincial]
[1.2] 35 used of children in Imerina [Merina] [1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 36 bibin' andriana |
| Teny iditra (5/5) | 37 biby |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
39 Affreux, énorme, grand, nombreux
[Vezo]
[1.68] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 41 bibike |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|