|
|
|
|

Teny iditra1  habibiana
Fototeny  2 biby
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hasiahana mihoapampana: Voarakitry ny tantara ny habibian' ny mpanjaka sasantsasany teto an-tany. [1.1]
5 hasiahana mihoa-pampana. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 wanton cruelty, brutality. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 cruauté, brutalité. [1.8]
8 sauvagerie, bestialité. [1.13]
Voambolana  9  Ontam-po

Fivaditsoratra  10 habibiana, 11 ibibahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12