|
|
|
|

Teny iditra1  bibiolona
Singan-teny  2 biby, 3 olona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty. [1.1]
Ohatra  6  Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina. [2.895#]
7  Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona. [2.117#]
Mpanahaka  8  bibyolona, 9  bibinolona, 10  olonabiby

Fivaditsoratra  11 bibiolona, 12 biby olona, 13 olona biby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02