|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bibin' andriana |
| Singan-teny | 2 biby, 3 andriana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza ireo olo-mainty vavy tsara tarehy nalain' ny andriana fahiny ho vady taindranony.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|