|
|
|
|

Teny iditra1  bibim-bary
Singan-teny  2 biby, 3 vary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [bibimbary] 5 kalalao. [Bara] [1.78]
6 Bibikely manimba ny vary, haom-bary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [bibimbary] 7 An insect found on the growing rice.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 ver qui ronge la tige du riz, charançon. [1.3]
Voambolana  9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12