Entrée (Teny iditra) Betsimitatatra
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom propre (géographie) (anaran-tsamirery (jeôgrafia))
Définition malgache (Famaritana malagasy)   ... [Andrianjaka] dia nampanao ny fefilohan' Ikopa hanamboarana ho tanimbary ilay hetrina makadiry, izay noritina tsikelikely, ka nitarina miandalandalana. Andrianjaka, hono, no namome ny anarana hoe Betsimitatatra sy nanombaka nanao tanimbary teo. [Ravelojaona 1937]
Vocabulaire (Voambolana)  
Citations (Teny nalaina)  
Illustrations (Sary)  

Mis à jour le 2012/05/15
Formulaire pour nous envoyer des commentaires