|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  beravina
Singan-teny  2 be, 3 ravina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 A fool, a simpleton. [Provincial] [1.2]

Teny iditra (2/2)6  beravina
Singan-teny  7 be, 8 ravina
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Enti-milaza karazan-javamaniry anankiroa, izay ny iray mamoa mitandahatra misy fofony (Crotalaria Soltiana - Légumineuses) ary ny faharoa, irony begonia fanaovana haingon-tanimboly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 A large-leaved species of indigo used as a black dye for silk. See under aika. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 (de be : grandes et ravina : feuilles).. [Merina]
13 Nom donné à plusieurs Fabaceae tinctoriales, par opposition à l'indigotier proprement dit dont les folioles sont plus petites. Ce sont :.
14 -- Crotalaria incana L.,.
15 -- Crotalaria saltiana Andrew et.
16 -- Indigofera pedunculata Hilsenberg & Bojer ex Baker (Fabaceae). [1.196]
17 (de be : grandes et ravina : feuilles).. [Merina]
18 Nom donné par les horticulteurs malgaches à des Bégonias cultivés à feuilles décoratives : Begonia rex Putz (Begoniaceae).. [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09