|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 baràka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 voninahitra
[Tambahoaka, Taisaka, Tanala]
[1.78] 4 hasina [Taisaka] [1.78] 5 haja [Tanala] [1.78] 6 voninahitra [1.1, 1.62] 7 boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 honneur, réputation
[1.3] 10 honneur [Taisaka] [1.82] |
| Ohatra |
11 Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo
[1.1]
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/7) | 13 baràka |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo
[1.62] |
| Teny iditra (3/7) | 16 baraka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 hymen
[1.13] |
| Voambolana | 20 Haiaina |
| Tovy hevitra | 21 sarom-pivaviana |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/7) | 23 baraka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 henatra
[Betsimisaraka, Sihanaka]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (5/7) | 27 baraka |
| Sokajin-teny | 28 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 hatramin'
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 30 barakizay |
| Teny iditra (6/7) | 31 Baraka |
| Sokajin-teny | 32 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
33 Barak
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 Baraq
[2.996] |
| Ohatra |
35 Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly;
[2.996]
|
| Voambolana | 36 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 37 Toko sy andininy momba Baraka |
| Lahatsoratra | 38 Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (7/7) | 39 Barakà |
| Sokajin-teny | 40 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
41 Berachah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
42 Beraka
[2.996] |
| Voambolana | 43 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 44 beraka |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 45 Toko sy andininy momba Barakà |
| Fivaditsoratra | 46 Bakara, baraka, Barakà, Baraka, baràka, 47 karaba, 48 rabaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|