|
|
|
|

Entrée (1/2)1  azoazo
Radical  2  azo
Partie du discours  3  participe
Explications en malgache  4  Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko
Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra [1.1]
Explications en anglais  5  pleased with, preferred, grateful. [1.2]
6  found pleasing, approved of [1.7]
Explications en français  7  obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites)
préféré [1.3]
8  approuvé, préféré [1.8]
Exemples  9  Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)14  azoazo
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  Ranon' afero [Provincial] [1.1]
Explications en français  17  bile. (afèro). [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  18  Biologie

Anagrammes  19 azoazo, 20 ozaoza

Mis à jour le 2025/09/12