Entrée avy tsy nasaina nasesiky ny razana
Mots élémentaires avy ; tsy ; asaina ; asesika ; razana
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan' ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin' izany sakafo izany satria toa ny razana mihitsy no naniraka azy [1.1]

Mis à jour le 2023/04/12